National anthem of Madagascar: Ry Tanindrazanay malala ô!

The Malagasy national anthem was written by Pastor Rahajason and composed by Norbert Raharisoa.

Ry Tanindrazanay malala ô! Ry Madagasikara soa. Ny Fitiavanay anao tsy miala, Fa ho anao, ho anao doria tokoa. Tahionao ry Zanahary 'Ty Nosindrazanay ity Hiadana sy ho finaritra He! Sambatra tokoa izahay. Ry Tanindrazanay malala ô! Irinay mba hanompoan'anao Ny tena sy fo fanahy anananay, 'Zay sarobidy sy mendrika tokoa. Ry Tanindrazanay malala ô! Irinay mba hitahian'anao, Ka Ilay Nahary 'zao tontolo izao No fototra ijoroan'ny satanao.

Madagascar National symbols

⏪ Back to the national symbols of Madagascar

What is Madagascar known for?

Madagascar is known for having some of the most unusual flora and animals in the world

Where is Madagascar located?

Neighbours of Madagascar

Questions & Answers about Madagascar

Compare Madagascar with other countries

with

Compare Madagascar with its neighbours

Guess the Flags Quiz